Veloma Ry Fahazazana Lyrics & Tabs by Mahaleo

Veloma Ry Fahazazana

guitar chords lyrics

Mahaleo

Album : Mahaleo madagascar PlayStop

Veloma (2), ry fahazazana
Veloma (2), fa efa tsy tamana
Veloma f'izaho, tsy afaka hitana

Veloma (2), ndeha ka faingana
Avelao aho hamoifo mangina
Eo akaikinao, akaikinao ry tiana
Torimaso, sakafo sy lalao
No niarahako taminao
Arahaba e, ry hatanorana
Arahaba e, ry fahadalàna
Arahaba e, ry hadalana
Tsy ary voatanisa, sarotra isaina
Nigoka, nifoka
Na nijanganjana
Ny ota rehetra indro mitranga

Nigoka, nifoka
Na nijanganjana
Ny ota rehetra indro mitranga
Kilalao hafa kely no natao
Niova tantely isan'andro izao
Veloma (2), ry fahazazana
Veloma (2), fa efa tsy tamana
Veloma f'izaho, tsy afaka hitana
Veloma (2), ndeha ka faingana
Nananontanona ary ny fahanterana
Niandry any am-pasana ilay toerana
Nitomany indray ny fahazazana
Ny fahafatesana anefa tsy azo hialana

Like us on Facebook.....
-> Loading Time :0.0077 sec