Tadidiko Ry Zalahy Lyrics & Tabs by Mahaleo

Tadidiko Ry Zalahy

guitar chords lyrics

Mahaleo

Album : The Rough Guide to the Music of Madagascar madagascar PlayStop

Tadidiko ry zalahy t@ 72 isika vao nanomboka niaraka,
Mpianatra, ankizy nisy firaisankina, tao isika no niposaka.
Tsaroko tsara izany andro izany,

Miara-mihira, tsisy tahak'izany.
Ny fiainanay mbola hira ihany.
Ea ea ea ea ee.ea ea ea ea eee.
Oatrany mahatsiaro aho, ka oatrany mahatsiaro aho,
Oatrany mahatsiaro aho.
Efa ela, efa ela, ka oatrany mahatsiaro aho.
Efa ela, efa ela, ka oatrany mahatsiaro aho.
Oatrany mahatsiaro aho, ka oatrany mahatsiaro aho,
Izao ndray ry zalahy e, raha mbola tafaray e,
Satria ianareo dia feno fitiavana.
Ny hira sy ny asanay, dia tady tsy hifandray.
Nefa mbola mety mihavana.

Satria ianareo dia feno fitiavana.
Ny hira sy ny asanay, dia tady tsy hifandray.
Nefa mbola mety mihavana.
Ny asanay, efa sesi-lany.
Ny fiainanay, tsy hira ihany,
Ny tarikay, mbola eo ihany.
Ea ea ea ea ee.ea ea ea ea eee.
Oatrany mahatsiaro aho, ka oatrany mahatsiaro aho,
Oatrany mahatsiaro aho.
Efa ela, efa ela, ka oatrany mahatsiaro aho.
Efa ela, efa ela, ka oatrany mahatsiaro aho.
Oatrany mahatsiaro aho, ka oatrany mahatsiaro aho,
Tazako ry zalahy e, tazako aloha any e,
Isika efa antitra mbola tafiaraka.
Tazako ry zalahy e, tazako aloha any e,
Isika efa samy mitondra taranaka.
Tsinjoko tsara, izany andro izany,
Tsinjoko tsara, isika @ izany.
Mbola mihira, tsy aki-tomany.
Ea ea ea ea ee.ea ea ea ea eee.
Oatrany mahatsiaro aho, ka oatrany mahatsiaro aho,
Oatrany mahatsiaro aho.
Efa ela, efa ela, ka oatrany mahatsiaro aho.
Efa ela, efa ela, ka oatrany mahatsiaro aho.
P: fetraD10

Like us on Facebook.....
-> Loading Time :0.0073 sec