Burst Outro Lyrics & Tabs by Sodom

Burst Outro

guitar chords lyrics

Sodom

Album : In the Sign of Evil / Obsessed by CrueltyPlayStop

Ry ampitso mifono ny zava-tsy fantatra Hivimbina sento sa fitserana ho ahy?
Satriko ianao tsy hatao ankamantatra é Fa ndrao mafy loatra ny vetsom-panahy.
Ry ampitso mitondra ny tsiambaratelo Ambarambarao re fa aza anafenana Hafaliana sa embona mamelovelo No hokoboninao ambany elatrao.

Ny tenako torovana ny fiainana eto Ifampitoloman'ny andro sy ny alina Ny saiko dia vizana mivetsovetso Misedra ny faran'ny habaka lalina Eny ry ampitso natao ianteherana Mba misy fetra ihany ve itony fitserana.
serasera.
org/hira/romule/ry-ampitso Tsiky dia ampy

Like us on Facebook.....
-> Loading Time :0.0096 sec